Tonokalo mifoka (Mandrak & Mirindrar)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tonokalo tsisy dikany
Indro atolotro izao
Haisoratra mitapy
Zay nomaniko ho anao

Sady tsy miady rima
No tsy manaja ny tsipelina
Teny maro nafangaro
Tsisy bedy tsisy nenina

Tsy natao omena isa
Na koa nosoratana hotsaraina
Fa embonn'y mamisavisa
Sy ny bandy tsy ampy maina.

Aleo faranako amin'izay
Dieny mbola tsy voakina
Fa raha mitohy ny antsoantso
Dia ny vato no hangina.

Ireto ary no mpanoratra
Raha sanatria ka misy liana
I Mandrak tapitr'ohatra
Sy Miridrar fitsikiana.

Mody asiako hoe fitiavana
Satria io be mpamaky
Na dé tsy misy ifandraisany
Toy ny rano sy faty.


Mirindrar & Mandrak
--------
Rohy:
Sokajy : Hatsikana - Fitiavana
2195 0
Hevitra mandeha
Aino ( 06/02/2007 22:34)
merci any lisany aza eh!!!
mandrak ( 07/02/2007 15:20)
Aino> :wink:
mpisotrtoaka ( 17/06/2015 14:27)
reveko aky ndry ry Haino a ! mouuuuuuuuuuuuuuuuuah
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Mandrak & Mirindrar
Nampiditra : mandrak
Daty : 26/12/2006 19:22
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0093