Hevitra momba an'i naritsimba

Hiverina amin'i naritsimba
mamybata ( 15/09/2006 07:08)
Olona manana foto-pisainana mandala ny maha malagasy i Naritsimba, mahay mifandray amin'ny olona rehetra, tsy nampoiziko fa hay ve manana talenta miafina izay tsy nisy nahalala hatramin'izay ise ry Naritsimba? tsara fa tohizo hatrany.

Ny naman'ise Mamy
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0125