You are here: home > Vetso

naritsimba

zanaky ny mpanoratra mitondra ny solon'anarana hoe:
Ny RAHONA
Izay adala no toa an-drainy sady mpikabary no manoratra indraindray.

Hevitra mandeha

mamybata (15/09/2006 07:08:42)

Olona manana foto-pisainana mandala ny maha malagasy i Naritsimba, mahay mifandray amin'ny olona rehetra, tsy nampoiziko fa hay ve manana talenta miafina izay tsy nisy nahalala hatramin'izay ise ry Naritsimba? tsara fa tohizo hatrany.

Ny naman'ise Mamy

Hametraka hevitra

Midira aloha