Hevitra momba an'i Ntoaris

Hiverina amin'i Ntoaris
Laaris ( 05/07/2012 11:53)
Amiko dia fifaliam-pody fararano no idirako ato anatin'ity sera vao2 amiko ity.Fifaliam-pody fararano hoy aho satria ny fody na faly ary fa misy ndray vary misy olona tsy faly aminy.eo lay hoe:na mety atao na tsy mety atao ahazoan-tsiny avokoa koa manaova ny tsara hatrany fa raha manao ny tsara ianao ho tsaroana,raha manao ny soa ho tiavina.soa zao ataonareo zao koa dia mankasitraka hoy ny tarika ambondrona izay.d zay makanareo hoy ny boton'ny TànanA;Hitahy antsika ny anie ny Tompo.
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0116