You are here: home > Vetso

Ntoaris

Anarana:Ralantoarison
Fananpiny:Maminirina Rindra
Teraka tamin'ny 21 Jona 1994 tao Ambatoroka
Monina ao Ambatoroka Lot VB 49 CterC

Hevitra mandeha

Laaris (05/07/2012 11:53:22)

Amiko dia fifaliam-pody fararano no idirako ato anatin'ity sera vao2 amiko ity.Fifaliam-pody fararano hoy aho satria ny fody na faly ary fa misy ndray vary misy olona tsy faly aminy.eo lay hoe:na mety atao na tsy mety atao ahazoan-tsiny avokoa koa manaova ny tsara hatrany fa raha manao ny tsara ianao ho tsaroana,raha manao ny soa ho tiavina.soa zao ataonareo zao koa dia mankasitraka hoy ny tarika ambondrona izay.d zay makanareo hoy ny boton'ny TànanA;Hitahy antsika ny anie ny Tompo.

Hametraka hevitra

Midira aloha