Hevitra momba an'i Ny Kanto

Hiverina amin'i Ny Kanto
nyeja ( 24/05/2004 07:05)
faly miarahaba an'Ny kanto tonga ato amin'ny serasera ny tenako, mankahery an'Ny Kanto hatrany aho ary mankasitraka azy manokana .
Ny namanao Ny Eja
jeroma ( 30/11/2004 08:44)
Manahoana Ny kanto , mankasitraka tanteraka @izao asa-tananao izao , dia mankahery anao hatrany
NJAKA mety ho mbola fantatrao ihany
Malalason ( 25/08/2006 09:29)
Arahaba soa ry rahalahy tonga manabe vohon-tany Ny Kanto malagasy, mahefĂ  be, mitomboa avo zato heny ny aingam-panahy lany, fa fahafinaretana ho anay mpamaky.
mirary soa indrindra
Malalason
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0124