Ny Kanto
Mpianatra mpikaroka sady vao misandratra manoratra ihany koa.
Hevitra mandeha
nyeja (24/05/2004 07:05:19)
faly miarahaba an'Ny kanto tonga ato amin'ny serasera ny tenako, mankahery an'Ny Kanto hatrany aho ary mankasitraka azy manokana .
Ny namanao Ny Eja
jeroma (30/11/2004 08:44:07)
Manahoana Ny kanto , mankasitraka tanteraka @izao asa-tananao izao , dia mankahery anao hatrany
NJAKA mety ho mbola fantatrao ihany
Malalason (25/08/2006 09:29:02)
Arahaba soa ry rahalahy tonga manabe vohon-tany Ny Kanto malagasy, mahefĂ be, mitomboa avo zato heny ny aingam-panahy lany, fa fahafinaretana ho anay mpamaky.
mirary soa indrindra
Malalason
Hametraka hevitra
Midira alohaSary
Hampiditra saryMombamomba
Nampiditra : NyKantoDaty : 17/05/2004
Mpamangy : 4564
Mankafy : 0
Ankafizo