Hampiditra sary Nampiditra : onjampitia
Daty : 27/05/2008 08:31
Nijery : 1737
Tononkalo: 2 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

Onjampitia

zazavavy tsotsotra zay ihany
ny natiora no ankaniny
Ny mahantra no akamany
vao mifoha dia : "aiza ny peniko"
Izy irery ihany no malala ny tsiambarateloko
amin'nt alalany no amakianao
zao hafatra izao
Tononkalo no nandrakotra ny fahazazako
Ny an'i dada tsaraloatra
Ny an'i neny ko mahate ho tia
notohizako izany handrakotra ny fiainako
tononkalo manala halahelo sy hakiviana
Ambony ami'ny zavatra rehetra
hany fialamboliko rehefa irery iny aho
mandinika sy mandraikitra hantsoratra ny fiainako
Io no antsiarovana ahy raha tonga lay ora ialako ety
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/onjampitia
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0686