You are here: home > Vetso

R.August

Sentosento paradisa
Hafaliaina tsy ho voatanisa
No inoako fa ho hita
Raha tanteraka ny antsika

Tsikitsiky mampifaly
Haravoana lalandava
Miramirana aok'zany
Raha tonga ilay andro malaza

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Nampiditra : Augustin.RSN
Daty : 30/09/2017
Mpamangy : 506
Mankafy : 1
Efa ankafizinao Esory