You are here: home > Vetso

Raha toa ka - R.August

Raha toa aho lasa ka nandao anao
Dia aza misy adinoina ny zavatra vita niaraha-nanao
Fa tehirizo tsy ho very, ao am-ponao samy irery

                   Kanefa
Hadinoy avokoa ny zava-kinasa niaraha-naniry  
Ataovy toy ny lamba niaraha-nanasa sy toy ny voa tsy nety nitsiry
                       Ka
Rehefa mahita zay mety ho soloko dia manorena fahasambarana


                                                          RME xvanie casimir

Sokajy : Fitiavana

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : R.August


Nampiditra : Augustin.RSN
Daty : 17/08/2019
Mpamangy : 107
Mankafy : 1