Hampiditra sary Nampiditra : R.diamondra
Daty : 30/10/2015 11:23
Nijery : 1148
Tononkalo: 1 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

R.Diamondra

Mpanoratra sy poeta mpikambana ao amin'ny Faribolana Sandratra sampana Toamasina, mpanao teatra mikambana amin'ny FMTM Toamasina ihany koa.
Ny hain-teny no tena asa soratra mampiavaka azy.
Manoratra amin'ny tenim-paritra sy Malagasy Ofisialy ihany koa izy.
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/r.diamondra
Tononkalo ( 1)
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.013