You are here: home > Vetso

RAKOTONIZAO Tendronjarasoa Miliarosanda

Mpanoratra aho fa tsisy mpanohina
Te hanoratra aho fa tsisy mpijery
Te hitory aho nefa misy manohina
Ka mangataka ny  hankafia sy hampahery

Hevitra mandeha

naritsimba (22/01/2004 08:57:58)

Efa misy ezaka lehibe ataonao ,ny irariana dia ny hahavita betsaka tsy eo @ tononkalo ihany fa hatramin'ny famoronan-kira tahaka ny ataon'ny dadanao ianao.
Mahereza ary aza kivy.

princiah (19/08/2007 09:44:31)

mazto manoratra fa aza kivikivy eo eeeeeee

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Nampiditra : totov
Daty : 10/10/2003
Mpamangy : 998
Mankafy : 0
Ankafizo