You are here: home > Vetso

Ray aman-dReniko - RAKOTONIZAO Tendronjarasoa Miliarosanda

Azo vakiana?

Ireo ilay fitiavana nitsiry hatrizay
Ka lasa ho tendron'ny fiainanay
Tiako androany ka ho mandrakizay
Mba haram-penitra ny tokantranonay

Sokajy : Fianakaviana

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : RAKOTONIZAO Tendronjarasoa Miliarosanda

Nampiditra : papalay
Daty : 28/11/2005
Mpamangy : 1029
Mankafy : 1