Hevitra momba an'i Ramiadanarivo fetraniaina

Hiverina amin'i Ramiadanarivo fetraniaina
ulquiorrafetraniaina ( 03/08/2015 04:31)
Zava-kanto malagasy ny tononkalo ka andrandraiko satria fanananako ka mahatonga ahy hilaza hoe : "tiako ianao ry gasikara tanindrazako "
Ny antony voalohany nanoratako tononkalo dia nahita mpiara-mianatra nanoratra ka mba nanandrana nanoratra,rehefa izany dia nazoto namaky tononkalo-na mpanoratra maro ka nahavita namorona araka ny hevitro manokana.
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0121