You are here: home > Vetso

RANARTISTE

Teraka ny 30 aprily 1999 tao mananjary  monina ao fianarantsoa .Nanomboka nanaoratra ny taona 2015 izany hoe 16 taona. Ny tononkalo mitondra ny lohateny hoe "satria mavomavo" no nosoratany  voalohany.Ny tara-kevitra tena fivoiny dia ny fitiavan-tanindrazana, fitiavan'olondroa,fahantrana,fiarahamonina.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Nampiditra : narimanana
Daty : 16/07/2018
Mpamangy : 633
Mankafy : 0
Ankafizo