Hevitra momba an'i ratehovalahara

Hiverina amin'i ratehovalahara
yrhinas ( 26/01/2005 11:26)
ahoana io !
Miarantsoa ( 15/02/2005 15:33)
Yrhinas ihany ve no ratehovalahara sa hafa mihintsy ?
yrhinas ( 16/02/2005 11:28)
yrhinas dia tsy mitovy @ratehovalahara fa eto am ty sehatra iray ity aloha dia natao ny ezaka mba hifanojoan'ny olona tondroiny dia azo lazaina fa fanahy iray mitafy nofo izy ka samy mampiraika azy daholo ny iantsoana azy na ratehovalahara na yrhinas;kanefa misy heviny somary miafiny sy lalindalina ihany any am-pony any ; mahafapo anao ngamba ny valin-teny nefa rah tsy zay de aza misalasala akory !
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0121