ratehovalahara
tsy manana ho lazaina fa ny ao am-po tsy miloaka no atolotra ho an'zay mamaky ...fisaorana ho an'ny manan'aina mpanjakan'ny zavaboaary
Hevitra mandeha
yrhinas (26/01/2005 11:26:52)
Miarantsoa (15/02/2005 15:33:40)
Yrhinas ihany ve no ratehovalahara sa hafa mihintsy ?
yrhinas (16/02/2005 11:28:32)
yrhinas dia tsy mitovy @ratehovalahara fa eto am ty sehatra iray ity aloha dia natao ny ezaka mba hifanojoan'ny olona tondroiny dia azo lazaina fa fanahy iray mitafy nofo izy ka samy mampiraika azy daholo ny iantsoana azy na ratehovalahara na yrhinas;kanefa misy heviny somary miafiny sy lalindalina ihany any am-pony any ; mahafapo anao ngamba ny valin-teny nefa rah tsy zay de aza misalasala akory !
Hametraka hevitra
Midira alohaSary
Hampiditra saryMombamomba
Nampiditra : yrhinasDaty : 19/01/2005
Mpamangy : 848
Mankafy : 0
Ankafizo