You are here: home > Vetso

Razafimanantsoa Lantoson Andry Eric

Ny anarako dia i Andry
15 taona aho zao 20/05/04
Mipetraka aty Ambohipo Tanàna "Antananarivo"
Mbola mianatra aho ary, 3ème aho zao
Ny fonoako dia Fiangonana Pentekotiste Mitambatra
Ny anarako ao anaty fb dia Mahery Ralandimanana
Ny asan'i dadako dia pasteur ao @ fiangonanay ihany
Misaotra tompoko, tiko be daholo ianareo rehetra izay manohana ahy
Veloma tompoko

Hevitra mandeha

lantoandryeric (17/06/2019 10:47:04)

manoro hevitra anareo aho mba hanohana ny mpamorona tononkalo rehetra, numero de tel
+261340508737
+261334556075

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Nampiditra : lantoandryeric
Daty : 17/06/2019
Mpamangy : 284
Mankafy : 0
Ankafizo

Tononkalo hafa

Hampiditra tononkalo