You are here: home > Vetso

RMANANTSOA Ricardo

Izaho ihany ity.Izao tsy namboarimboarina
Izao ilay tia mikalo izay no tena marina
mpikaroka aho fa tsy mpamorona
Ilay tia mandalina ireo havoana sy ny morona
mitoetraho mpitovo fa tsy mbola manambady
tsy mbola nahita ny sehaza fa tsy hoe akory fady
izay no izy ka diniho
nefa aza fady mba valio.

Raha te hifandray amiko dia manorata ao @ adress mail hoe: rafitiavana00@yahoo.fr   na olivierpro00@yahoo.fr

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Nampiditra : ricardo
Daty : 29/07/2005
Mpamangy : 1010
Mankafy : 0
Ankafizo