Samuël Ratany
Samuel Ratany (1901-1926).
Samuel Ratany, anisan'ireo mpanoratra kalaza tamin'ny fahavelony izy ary ireo namany indray nihira niaraka taminy dia niaiky izany.
Araky ny filazan'i Rabearivelo dia iray amin'ireo andrarezina teo amin'ny soratra i Samuel Ratany.
Indrisy anefa fa folaka an-datony ny Lehilahy, ary nandao ity tany iainantsika ity raha vao tsy ampy enina ambiroam-polo taona akory.
Afaka roa taona sisa, dia ho feno valompolo taona ny daty hitsingerenan'ny nahafatesany, saingy mbola enoko mivimbina ainga ao anaty ao ny asa navelany satria

Sary
Hampiditra saryMombamomba
Nampiditra : nikopolDaty : 07/12/2004
Mpamangy : 11350
Mankafy : 3
Efa ankafizinao Esory