Hevitra momba an'i Tahirintsoa

Hiverina amin'i Tahirintsoa
fahamarinana ( 31/03/2010 19:51)
Ary dia nisava sy nitady dia nahita any Tahirintsoa aty !hihi ! Faly mahalala be be kokoa ary tena mahaliana ilay "parcours" nandalovana e,tena hay ve nisy izao rehetra izao !:-)
Mba maniry koa raha maniry ny hanana ireo karazan-boky mirakitra ilay Asa-soratra e,tiako fantarina monja raha misy mivarotra any an-toerana dia aiza no mety ahitana azy!
Raha mba misy afaka mamly io fanontaniako io dia isaorako mialoha!Dia mirary ny hitohizan'ny Kanto zarain'y Tahirintsoa e,hitosaka ny aingam-panahy ,tsy hisy fetra !
Faha!
anira ( 04/12/2017 11:06)
(y)
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0115