Hampiditra sary Nampiditra : DITSOKA
Daty : 10/02/2012 08:59
Nijery : 1100
Tononkalo: 0 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

VAZIMBA MPANAZARY

SANDRATRA Rasendrahasina no tena anarako.ny 09 jolay 1991 aho no teraka.tovovavy tsotra sady be tsikitsiky no be reaka sady izaho rahateo betsileo fa faran'izay saro-kenatra indrindra ihany koa anefa.nanomboka ny taona 2004 aho no nanoratra ary saika miresaka fitiavana avokoa izy ireo.tia mihira aho sady tia mozika rahateo sady fialamboliko ihany koa ny mozika sy ny kabary ary ny manoratra,fa tia manao baolina ihany koa aho.ny mpihira tena ankafiziko dia "olombelo ricky".izay aloha angamba no azoko ambara e!

Misaotra anao
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/vazimba-mpanazary
Tononkalo ( 0)

Tsy misy tononkalo hita.

Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0128