Hampiditra sary Nampiditra : zonia
Daty : 15/12/2011 12:34
Nijery : 2039
Tononkalo: 8 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

ZAFY REARY

ZARY REARY, mpanao gazety fahiny, manotra sakojin-dahatsora rehetre afa-tsy hatsikana, a@ mety malagasy sy teny vahiny. Mananotra sy mandrafitra hira ( auteur et compositeur)Mahitsy ary tsy mititsy fiteny rehefa hilaza ny marina. Tsy manaiky lembenana @na hevitra ijoroana. Sarotiny @ riba sy ny teny malagasy.
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/zafy-reary
Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.01