Mpanoratra:RANDIMBY (3R)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Iny ianaoIny ianao mandalondalo sy mandehandeha
Babo loatra ny foko ka tsy hitako izay aleha
Avy eo iny ianao nifanena tamiko ka niteny hoe tiko ianao
Tsy vaovao amiko intsony satria efa ny aminao
Iny ianao mijery ahy izay miaraka @ ny namako
Avy eo nantsoinao aho ka hoy ianao hoe:tiko ianao ho rahavako
Nitoboka mihitsy ny foko tamin'izany
Nefa mbola haiko fa hoe tsy any an-danitra aho fa eto an-tany
RANDIMBY in "IREO TONONKALON'I RANDIMBY"
Mbola hitohy...
--------
Rohy: