Ny Fiainana - 3R
Azo vakiana?
Ny Fiainana Dia Mangidy Nefa Mamy
Raha Mbola Ambonin'ny Tany
Tsy Maintsy Misy Anefa Izany
Raha Mbola Eto An_tany
Indraindray Anao Faly
Indraindray Mitomany
Tsy Atao Makivy Anefa Izany
Raha Eto An_tany, Tsy Maintsy Misy Izany
Sokajy :
Ady, Aingam-panahy, Fahantrana, Fiderana, Fifaliana, Fiononana, Namana, sitraka sy setriny, Tanindrazana
Mombamomba
Mpanoratra : 3R
Nampiditra : avoss Jah
Daty : 30/11/2017
Mpamangy : 780
Mankafy : 1
Tononkalo hafa
Mpanoratra:RANDIMBYEMBON