You are here: home > Vetso

fo tia - A.j.r

Azo vakiana?

Sambatra ianao manan olon-tiana.tiana itafana satry hitosiana!.tretrika tokoa miavaka@ maro .mambabo ny ao am po tsy tiana hifangaro.


Toa volam-penomanana ny eo anilany eo.tsy misy na toloko lavitra toreo.fa ampoka tokoa feno hafanana.ny aizina nisava tonga ny hazavana.



Ny andro nahitany ilay endrikao niserana.maika nampitroatra ny fitiavany tsy ferana.voasoratra ao am pony ilay bikanao lalaina.na ny anaranao tadidiny ao an tsaina.



Tsy nofy intsony mantsy ny fiarahanareo.fa lasa tafaray tokana ianareo.ny fo raha midoboka manako any ho any.mivetso mora anaty hitia azy hatrany.

Sokajy : Fitiavana

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : A.j.r


Nampiditra : trunks
Daty : 23/10/2016
Mpamangy : 1013
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

KANTO LOATRA
fandresena