KANTO LOATRA - A.j.r
Azo vakiana?
Takariva diavolana,
Ora fatorian ny fody.
Arivariva an tanin olona,,
Manimanina te hody.
Izany hakanton ny tontolo,
Izay narafitry ny ala.
Izany ka ambanivolo,
Fa tsy misy mpahalala.
Trano bongo,trano tany,
Nodidinina zozoro.
Ny natiora hatrany hatrany,
No mameno ny tontolo.
Mankasitraka t@ ny fotoana mbola nafoinao indray namakiana iny tononkalo iny.
Sokajy :
Tontolo iainana
Hametraka hevitra
Midira alohaMombamomba
Mpanoratra : A.j.r

Nampiditra : trunks
Daty : 30/04/2018
Mpamangy : 613
Mankafy : 1
Tononkalo hafa
Recherchefandresena
fo tia