Hevitra momba ny Natopatopa ny onja

Hiverina amin'ny Natopatopa ny onja
hery ( 10/08/2023 10:06)
Misy tsy azoko ilay teny
Rnfrm ( 09/11/2023 14:28)
hevitra momban ny inona no tsy azonao azafady ?
hery ( 9 andro lasa)
Ireto ary ny fanitsiana hitako sy ny zavatra tsy azoko:
- Nitopatopa (tsy misy m)
- toha ny: mety hoe toa ny bozaka ve no tianao hotenenina?
- Sainka mpotra sy rava tateraka: Tena tsy haiko ny dikan'io mpotra io
Ny tsipelina sasany azo ahitsy ihany.
raims randriamalala ( 4 andro lasa)
maro be ny fanitsiana hitako amin'ity tononkalo ity sy ny zavatra tsy dia azoko!
fanitsiana : tandrifindraona = tandrifin-drahona, hindro = indro, sainka = saika, tateraka = tanteraka, avoko = avokoa, natompa = natopa, tafanenina = ????
ny hevitra tsy azoko hoe inona no tiana hampitaina
nitopatopa toha ny bozaka???
sainka mpotra sy rava tanteraka???

Niaraka nirenireny tamin ireo akama
Natao avoko ireto kazana adalana
Tafalatsaka lalina ka saika tsy afaka niala
Kanefa mahery ny Tompo ka nanafaka????

Natompa ny onja ny adalana????

ny hevitra tsy azo hono mampiazoazo ka dia sitraka indrindra raha toa ka mba hampitaina tsara ny hafatra
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.0172