Hevitra momba ny FIAINANA

Hiverina amin'ny FIAINANA
pisokelinah ( 28/08/2010 08:25)
Mahereza e!
Soarilala ( 09/10/2010 08:42)
Aza kivy e! Izay ilay fiainana!
andry 1000 ( 25/04/2015 05:43)
aza manaiky resy tsy miady izany e!!
fa mbola hisy ny maraina
dia ho foana ny taraina
fa tsy ianao ihany
no tojo tahaka izany..........korazy pisokelinah a!
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.009