Hevitra momba ny LAVITRA ANAO RY MALALA
Hiverina amin'ny LAVITRA ANAO RY MALALA
Soarilala (
28/08/2010 19:57)
Mbola ho avy ny fotoana, ka hifankahita indray, efa tsy andriko foana, ny hifamihinanay

pisokelinah (
06/10/2010 13:07)
marina zany e!!!!andrasana eto iany na ho ela na ho haingana

Samelinah (
21 andro lasa)
Iza no tompon'ity hira ity moa de misy manana clip ve na audio za mba Mila merciđź’‹