You are here: home > Vetso

IanaoHo raketiko amin'n - Aleo mitraka

Azo vakiana?

                                                                              
          Ianao



Ho raketiko amin'ny tantarako
Fa ianao no nitondra ilay fahasambarako
Ianao no olon-tiako
Ianao no fifaliako,sy izarako ny alaheloko
Anaborahako ny tsiambarateloko
    
   Ka ho lazaiko
   Fa ny foko,ny fitiavako
   Dia ho anao
   Mandram-pialan'ny fofonaiko

Sokajy : Fitiavana

Mombamomba

Mpanoratra : Aleo mitraka


Nampiditra : nambinelise
Daty : 14/08/2018
Mpamangy : 701
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

Ny fiainany
Ianao ilay mpiatsaravelatsihy
Avelao aho