alahelo (alli)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ilay fanahy toa veryVery lasa any ho any
Any ho any manirery
Manirery ka tomany
Lasa anefa ne ny saina
Saina zay malahelo lava
Malahelo koa ny aina
Aina very lalandava
--------
Rohy:
Sokajy :
Alahelo
Hevitra mandeha

Iarindria
(
16/02/2016 06:10)
Tsara Be

ernest15
(
22/02/2016 09:29)
tsara fa tohizo!