You are here: home > Vetso

Tokana ny fo,tokana ny sa - Aloka

Azo vakiana?

Tokana ny fo,tokana ny saina
Ireo rehetra ireo samy miara_miasa
Ka maniry iray ihany,fa samy manan'aina
Tokana ny tanjona samy tia ho tafa

Na dia teo ny tsato_kazo
Tsy natao ho sakana akory
Fa niara_niaritra ka samy mba nahazo
Himbajinana ny apitso izay tsy anao akory
    
                            MAVOANY

Sokajy : fiainana

Mombamomba

Mpanoratra : Aloka

Nampiditra : MAVOANY
Daty : 03/12/2019
Mpamangy : 219
Mankafy : 0