NY TENY MALAGASY (andria)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha mbola Gasy ihany ianao
Raha mbola Gasy ihany isika
Dia izao n hangatahiko
aminao
Andeha isika hanarina ilay tenin drazan tsika
Fa manina GASY SAMY GASY
Dia tsy mifampiresaka @ teny malaGASY
...Menatra ve ianao,
Amin ilay tenindrazanao!!
Andria
(28_10_15)
--------
Rohy:
1387 3
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : andria
Nampiditra : andriithierrya
Daty : 02/11/2015 06:59
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
Tononkalo hafa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0146