Namono Tena (RK)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Maty ilay tovolahy namono tena
Maro ireo olona nahonena
Maty nony fitiavana
Voafitaka ny fitiavana

Ry tovolahy tanora fanahy
voasarika ianao hamono-tena
Voasarika ianao nony fanam-panahy
Ny fanahinao ve novonjena

Ireo olona izay nahita nilaza
Fa nanimba tena ianao
Tampoka teo dia nalaza
Ny momba ny tantaranao

Veloma no azo tenenina
Veloma any ambony
Ianao izao mety manenina
Ny fanahinao tsy fantatra ntsony

R-P:07-02-16
--------
Rohy:
1631 1
Mpakafy: joda400
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : RK
Nampiditra : joda400
Daty : 07/02/2016 09:55
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0146