Hevitra momba ny Ty taona ity
Hiverina amin'ny Ty taona ity
NyKanto (
31/12/2004 13:29)
Izany ka tononkalo hendry!
Ny Kanto
Ny Kanto
yonikafopl (
31/12/2004 17:42)
tsara fa tohizo, ary dia mirary izany ho tanteraka eo @ fiainan'ny mpanoratra.
vetsoko (
03/01/2005 00:35)
tsy efanao irery anefa io fa mangataha hery avy @ray,mahafinaritra le fahavononana
monina (
03/01/2005 09:06)
tonokalo mahafinaritra!tsy ratsy lay lalana
andriary (
03/01/2005 10:09)
misaotra e!mahafinaritra ny hevitrareo!
