FIRAISAN-KINA (Angola FENITRA )
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Na firy tahaka ny inonany habetsaky ny olona
miandrandrà fiovàna...
de ts'havita n'inona n'inona
raha tsy misy fahasahiana,
...ka hanery rà mafana
sy haneho firaisan-kina.
Hiroboka am-pitiavana
... vonona! Hitolona
ho an'ny tanindrazana.
Angola, Marsa 2023
--------
Lien:
Catégorie :
Tanindrazana
