Insérer un poème
Angola FENITRA
RANDRIANTENAINA Tsiorisoa Fabien no tena anaran'i Angola FENITRA. Teraka tamin'ny 31 Marsa 2007 tao Imerintsiatosika.Mpikambana ao amin'ny Havatsa UPEM sampana Arivonimamo.
Misehatra eo amin'ny sokajy tantara foronina sy sombintantara ary angano ka Tsiory Soa RANDRIANANTENAINA no anarana entiny amin'izany, ary eo amin'ny sokajy tononkalo sy poezia dia Angola FENITRA no anarana entiny.
# SANTIONANY AMIN'NY ASA SORANY :
1/ TONONKALO SY POEZIA : Ilay naman'i Malalako, Ny teny, Ny Ahiko, Tsy aiza? ...
2/ SOMBINTANTARA : Vaky 'lay sitara, Andriambavilanitra, ...
3/ ANGANO : Ikoto fatsora, ...
4/ TANTARA FORONINA : ...
# FIFANDRAISANA AO AMIN'NY TAMBAZOTRA :
Kaonty fesiboky : Angola Fenitra / Tsiory Soa
Mankafiza soa!!!
Lien:
https://vetso.serasera.org/mpanoratra/angola-fenitra
Poèmes ( 1)
Lectures
Pas encore lu
