Hevitra momba ny TOPI MASO

Hiverina amin'ny TOPI MASO
endrika01 ( 05/07/2009 13:10)
ka ny maso ankia adaladala,
ka ataony ahoana moa ny tsy
hijery ,fa saingy hasiana fetrany ihany angamba รด!
ANJARA7 ( 05/07/2009 13:16)
somary atao masompitia aky a!
endrika01 ( 05/07/2009 13:27)
mamporisika anao ,hanoratra vetso hatrany ary.
ANJARA7 ( 05/07/2009 13:31)
NJY KOU TOA IZANY
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0095