fahatsiarovana (antra)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha sendra mahatsiaro aho
Mandefa ilay fisainako
Dia hendrika tomany
No hitanao ry tiako
Ambarako izao no antony
Noho ny alahelo anao
Hatrany ampiandohana
Tsy nahitana fifaliana
Tsarovy ihany anefa
Izao lazaiko aminao izao
Tiavo ny olontinao iny
Fa aiza dia atao kilalao
Veloma sombinaiko
Fa aza malahelo
Izaho tsy hanadino
Mitraka dia mahereza
--------
Rohy:
Sokajy : Fahatsiarovana
1164 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : antra
Nampiditra : rajaonarimilyfelix sonne
Daty : 01/02/2015 19:03
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0157