mba omenareo indray ary ny lohateny (antra)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha iny ianao ry tiako
Ka hamitaka ahy indray
Ka hanova ireo fifaliako
Dia ny roa ho lasa iray

Raha iny ianao hanambara
Fa hizara izany dia
Dia ianao no mahalala
Tsy ramatahora sanatria

Raha iny ianao hiteny
Sy hangata-tsodrano
Ny ahy ambarako ombeny
Maharena tokatrano

hoy RTJB
--------
Rohy:
896 0
Hevitra mandeha
fiaritiana ( 01/06/2006 20:43)
tsy ratsy zany ettikanao zany an!mangataka lohateny! mbola tsy manana aloa zà @ zao fa @ manaraka manome
Tohizo fa tsara!
soakely ( 15/06/2006 04:33)
ity ve tsy mety lohateny : ZA MANAIKY FOANA tsara le hvtra kah
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : antra
Nampiditra : Passy
Daty : 01/06/2006 10:34
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
Tononkalo hafa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0207