Hevitra momba ny manorata

Hiverina amin'ny manorata
Ajnal ( 05/03/2018 05:55)
...eny,manorata hatrany
fa ny soratrao rehetra
dia angonangona any ho any
tsy mandalo fa hitoetra
mba ho tsiahy refa maty
...manorata ianao ry poeta...
antsa tononkalo.R ( 06/03/2018 12:39)
Marina dia marina tokoa,
Telina lehiretsy a!
Ho ela velona ny literatiora Malagasy.
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.009