Hevitra momba ny Resy aho anio

Hiverina amin'ny Resy aho anio
sanana ( 07/09/2007 13:20)
milay b less le conclusion!!! tiko be le "ny maneso mba fadio" hummm
saun ( 13/12/2007 07:00)
tena mandona be eh! indramiko mihintsy fa resy aho anio!!!
tiaraj ( 08/02/2008 19:29)
Resy ianao anio fa ny ho avy mbola ho efa ka reseo re rahavako!
tiaraj ( 31/05/2008 14:36)
Ny resinao anie no maro, ka ny vetso aza afangaro,
Fa raha ianao izay tsy naneho ny hany tao ampo
Hadisoako ve raha ianao izay nifoha
Vao nahatsapa fa maro no efa very?
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.009