sentosento (anyriana)

Nantsain'i ikalamako
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Eh...!Ilay olona iny e!
Miserana matetika;
Tsy azo atao vahiny;
Satria nibaiko fo hiketrika;
Eh...!Maniry mafy AHO;
Maniry ny hahita;
Eny maniry indray;
Ilay endrika sariaka;
Hilaza teny,teny to;
IANAO,ho AHY, no mampitony fo.

Eh...!ny AHY mantsy tsy tantiko;
Ny nataon'ilay voalohany;
Izay tena tsy mety amiko;
Asa izay ao an-dohany;
Eh...!fa toa nanitsaka;
AHY izay mitony;
Ka hany heriko???
Tsy haiko intsony;
Hitady hafa AHO;
mba hampitony fo!!!
Ny Rina
--------
Rohy:
Sokajy : Alahelo - Fitiavana
978 1
Mpakafy: anyrina
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : anyriana
Nampiditra : anyrina
Daty : 07/07/2015 11:20
Antsantononkalo
Nantsain'i ikalamako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0159