Hevitra momba ny ANDRASAKO IHANY !

Hiverina amin'ny ANDRASAKO IHANY !
ezaka ( 30/10/2006 08:07)
Tsara ry Arajech,izay tia tokoa tsy maintsy maharitra sy miharitra, eny fa na ao anaty fahanginana aza dia azo atao tsara izany.Mirarisoa
kala ( 01/11/2006 13:39)
manohina be le izy.
Izaho koa mbola hiandry azy foana (?)
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0093