Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ho ahy mandrakizay (AZRAEL)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ho hazavana,Hitsilo ny dia
No ilàko anao...
Ary hitondra hafanana
Sy hanolotra fitia ho ahy
No ilàko anao...
Izaho tia anao,
Ianao tia ahy,
Isika roa ho iray
Mandrakizay...
Ny fitiavantsika
Tsy mba ho ritra,
Fa ho iray
Mandrakizay...
Ho olona iray
Hotiaviko eto an-tany
No ilàko anao...
Ho ahy mandrakizay
Manomboka androany
No ilàko anao...
--------
Lien:
Catégorie :
Aingam-panahy - Fitiavana
Fans:
Azrael666
