You are here: home > Vetso

Ainga-mpanahy - Besorongola na Gasy ka Gasy

Azo vakiana?

AINGA-MPANAHY

Navelanao handeha
tsy narahinao tambiny
tsy norohizanao kofehy
...ka lasa
Tsy mba hevitra ampiadiana
tsy mba tetika ifandrafiana
fa  ainga-mpanahy
....ka tsy tana
fa lasa nidify  nanidina
niova ho hira nisidina
nitety ny tontolo niodidina
....dia lasa

OCt 2000 .

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : Besorongola na Gasy ka Gasy

Nampiditra : besorongola
Daty : 06/11/2003
Mpamangy : 816
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

Ainga-mpanahy ....dila
Vavak'ombalahy jaky