Ainga-mpanahy ....dila - Besorongola na Gasy ka Gasy
Azo vakiana?
Ainga-mpanahy ....dila
.......
fa lasa nidify nanidina
niova ho hira nisidina
nitety ny tontolo niodidina
....dia lasa
navelany teo ny elanelana
adinony teo ny fotoana
toa tadio mandalo miserana
....ka tsy tana
any an- habakabaka,
eny andohasa
eny an-kebakeba tany
any am- paravodilanitra
......efa DILA....
Hevitra mandeha
kally (11/05/2005 17:21:51)
Mombamomba
Mpanoratra : Besorongola na Gasy ka Gasy
Nampiditra : besorongolaDaty : 11/11/2003
Mpamangy : 873
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
Ainga-mpanahyVavak'ombalahy jaky