Fantsiarovana - boubounezy
Azo vakiana?
Tao ny ratsy, tao koa ny soa
Nifamatotra be ny fo
Nanantena, nanantena
Fa tsy ho rava, fa tsy ho rava
Kanjo nenina no nitranga
Raha matsiaro ilay andro
Ilay andro fahizay aho
Dia enao lay nitsiky
Lay nitsiky tamiko
Voalohany ka mamiko
Zaho sy ianao, niova fo
Fa ny hasomparana re no toa
Ka nandrav ny antsika roa
Eh! Fantsiarovana re no sisa
Ho entina hamisavisa.
nosoratany licat, tsy azo angalarina
Sokajy :
Fitiavana
Hevitra mandeha
vale (03/12/2005 19:25:50)
Mombamomba
Mpanoratra : boubounezy
Nampiditra : boubounezyDaty : 03/12/2005
Mpamangy : 1255
Mankafy : 1
Tononkalo hafa
Fihavanana "HYPOCRITE"Mariazy
Ondry nania
mahantra