Mariazy (boubounezy)
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tonga ilay androZay andaozanao lay ray sy reninao
Tsy misy azonay atao
Afa tsy ny mitsodrano anao
Enga anie ianareo
Mba hifankatia sy aharitra doria
Andao hofaly, andao andihy
Fa nahazo tonkatrano ny ankizy
Ka samia mankafia
Sy hanotrona azny reo, ary koa ampahery
Tonga indray lay andro
Zay andaozanao lay ray sy renonao
Tsy misy azonay atao
Afa tsy ny mitsondrano anao
Maléova, malasana, ary koa mba ho salama tsara.
Enga anie ianareo, mba hifankatia sy aharitra doria.
nosoratany licat, tsy azo angalarina
--------
Rohy:
https://vetso.serasera.org/tonokalo/boubounezy/mariazy-1
Sokajy :
Mariazy
Hevitra mandeha

vale
(
03/12/2005 20:24)
mahontsa ky à!bravo e!

m.malalaharivony2017
(
10/05/2017 06:23)
Afaka vakiana raha sendra misy mariage ve

hery
(
11/05/2017 09:37)
Angamba azo io ry m.malalaharivony2017 fa teneno fotsiny hoe iza no mpanoratra dia taiza no nakàna azy :-)